Entry voafafa (fafa)
Part of speech   past participle
English translation   swept, cleared off, wiped, cleansed. [Richardson 1885]
French translation   balayé, raflé [Abinal 1888]
Examples  
1Ny fiafarany dia voafafa tanteraka fotsiny izao ny fandikan-dalàna natao. [SeFaFi , 2012/02/03]
2Rehefa voafafa ny trano, dia nanokom-bary izy, ka tsy tamin' ny vilany no nandrahoiny, fa tamin' ny tavy. [Dahle: Angano, page 161]
Synonyms   finafa ~ nofinafa

Updated on 2017/06/17