| Entry (1/2) | 1 famafa |
| Root | 2 fafa |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 kofafa [Tambahoaka, Bara]
[1.78] 5 kifafa [Sihanaka, Tanosy] [1.78] |
| Explanations in English |
6 a brush, a broom. [1.2] 7 a broom [1.7] |
| Explanations in French |
8 balai [1.8, 1.13] |
| Examples |
9 Noho izany, indro kosa aho hitarika ny loza ho amin' ny tranon' i Jeroboama, haringako avokoa ny lehilahy izay an' i Jeroboama, na ny andevo na ny olona afaka, amin' Israely, hataoko hoatra ny famafa diky ny famafa ny tranon' i Jeroboama mandra-pahalevony tsy misy intsony.
[2.996]
|
| All compound words | 10 famafambazaha |
| Vocabulary | 11 Economy: household items |
| Synonyms | 12 kifafa, kofafa |
| Entry (2/2) | 13 famafa |
| Part of speech | 14 noun |
| Explanations in French |
15 (de fafa : balai). Nom général des plantes dont les rameaux sont utilisés pour faire des balais. Plus spécialement : [Sakalava, Betsimisaraka]
Scoparia dulcis L. (Plantaginaceae). Très commune dans les régions côtières. Le jus exprimé de cette plante est réputé anti-diabétique. On en fait boire au malade un petit verre avant chaque repas. Henonia scoparia Moq. (Amaranthaceae) (voir aussi kifafa). [1.196] |
| Vocabulary | 16 Botany |
| Scientific name |
|
| Anagrams | 17 famafa, 18 mafafa |
| Updated on 2025/10/08 |
|