| Entry | 1 eso |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fanaovana tsinontsinona, fanamavoana: Tsy tantiko ny eson' ny mpanankarena ka aleoko mitokantokana atỳ ambanivohitra.
4 Fanarabiana, famazivaziana, dokadoka hamazivaziana, ihomehezana: Isaky ny mandalo ilay mandringa dia matin' ny eson' ny zanakao amin' ny farahehy. [1.1] |
| Explanations in English |
5 scorn, mockery.
[1.7] |
| Explanations in French |
6 mépris, moquerie, raillerie.
[1.3] |
| Examples |
7 Niala teny amin' ny endriny ny eso, fa toa nanganohano aza no fijeriko ny tavany.
[2.471]
|
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 21 Emotions |
| Analogs | 22 famazivaziana, 23 famosobosorana, 24 famotsifotsiana, 25 fanatsizarizariana, 26 fanazimbana, 27 fanebahana, 28 haraby, 29 tebaka, 30 vosobosotra, 31 zimba |
| Proverbs | 32 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 33 eso, 34 Soe |
| Updated on 2025/11/02 |
|