Entry maneso (eso)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manao tsinontsinona, manebaka, manatsizarizary: Tsy tsara ny maneso ny mahantra
¶ Mihomehy, mamazivazy, mananihany, manaraby: Tezitra ny mpampianatra fa nisy naneso azy, hono, ny iray tamin' ny mpianany
Mitovy hevitra: mamingavinga ~ mamizaviza ~ manabanty ~ manakora ~ manamavo ~ manambany ~ manao potsa-molotra ~ manaraby ~ manebaka ~ manesoeso ~ maniva ~ manivaiva ~ manizakizaka ~ manondro molotra [Rajemisa 1985]
English definition to scorn, to mock [Hallanger 1973]
French definition mépriser, se moquer de [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Morphology 
maneso
naneso
haneso
manesoa
Examples ary ny hoe "mihomehy", dia tsy hafa noho ny hoe "maneso" [Randzavola: Baiboly, page 805]
Quotes 

2014/09/26