| Entry | 1 fanazimbana |
| Root | 2 zimba |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanaovana tsinontsinona, fanivaivana, fanebahana: Lotika aho nahita ny fanazimbana ny torohevitra nomeko azy Faniratairana, fanevatevana: Fanazimbana zava-masina izao ataonao izao [1.1] |
| Explanations in French |
5 L’action de déprécier, de mépriser, de ridiculiser, d’insulter, la cause [1.3#873] |
| Examples |
6 Diso koa izany fiheverana ny Antakay ho mpikomy sy malaza ratsy izany: tsy ekenay mihitsy io fanazimbana tsy an-drariny io.
[2.245#]
7 Dia niteny tamin' ny vahoaka niaraka taminy izy ka nanao hoe : "Afa-baraka lahy aho noho ny teny fanazimbana nataon-dRabenimiehaka. [2.69#] |
| Updated on 2025/09/12 |
|