|
|
|
|

Entry1  esoina
Root  2 eso
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Tebahina, atao tsinontsinona: Matetika esoin' ny mpanankarenany mahantra.
5 Harabina, vazivazina, ihomehezana: Tsy handalo eo intsony aho, hoy ilay mandringa, fa esoin' ireo ankizy ireo ataony hoe / Raha mandringa daholo ny tongotrao roa, dia ho toy ny an' ny olondrehetra ihany ny fandehanao. [1.1]
Explanations in English  6 to be scorned, to be mocked. [1.7]
Explanations in French  7 dont on se moque, qu'on raille. [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12 anesoy, 13 esoina

Updated on 2025/09/12