| Entry | 1 fanesoana |
| Root | 2 eso |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanaovana tsinontsinona, fanebahana, fanatsizarizariana: Tsy lefitro iny fanesoana ahy teo imasom-bahoaka iny Famazivaziana, fananihaniana: Teny fanesoana fotsiny izany ka tsy mampiraika ahy [1.1] |
| Explanations in French |
5 Le mépris, la moquerie, la raillerie [1.3#130] |
| Examples |
6 Mizary fanesoana ny sangisangy zaritenany ifanaovany.
[2.470#]
7 Ny kizaka dia teny tezitra feno fanesoana sy faniniana ary fanomezan-tsiny. [2.643#] |
| Updated on 2025/09/12 |
|