Entry (1/2) | 1 enina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Dimy ampiana iray: Enim-bolana ny tapa-taona [1.1] |
Explanations in English |
4 six [1.7] |
Explanations in French |
5 six [1.3#126, 1.5, 1.8] |
International |
6 6 VI [3.1] |
Examples |
7 Angamba tokony ho fahatelony io enin'arivo io no sisa velona
[2.59#15]
8 Tokony ho tamin' ny enina hariva izahay nondao an' i Toamasina [2.471] 9 Ao anatin' ny enim-bolana nametrahana ny kaonty no amoahany ny heviny [4.27#2006/08/25] 10 Na izany aza anefa ny fahasahirananay dia mba manana ny tranonay izahay eni-mianaka [2.445#10] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 24 12 combinations of enina |
Vocabulary | 25 Mathematics: arithmetic |
Tables and plates |
26 The Numbers 27 Addition 28 Multiplication |
Article | 29 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Entry (2/2) | 30 enina |
Part of speech | 31 adjective |
Explanations in Malagasy |
32 Mahazo ny anjara sahaza ny tena: Enin-kaja izahay, tompoko, amin' izao fandraisana ataonareo izao ka misaotra indrindra [1.1] |
Explanations in French |
33 qui a sa part, pourvu, participant [1.3#126] |
Examples |
34 Kibobo tsy enina ny vary va aho ka hanery ny vato madinika? [2.131] |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Updated on 2025/09/20 |
![]() |