| Entry | 1 faheniny |
| Root | 2 enina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Famarana ampahenin' ny vary iray (20 litra).
[1.1] |
| Examples |
5 ary nilaza fa raha ny harena avy amin drai-beny anànany faheniny, dia tsy omen-jaza hafa;
[2.59]
6 Zandiana volonondry enina metatra / Vary akotry faheniny / Mangahazo iray harona / Voatavo roa. [2.59] |
| Proverbs | 7 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|