Entry fahenina (enina)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahadimy [Rajemisa 1985]
Explanations in English the sixth [Richardson 1885]
Explanations in French sixème [Abinal 1888]
Other spellings 
Examples 
1Izaho no fahenina ary i Doda no farany. [Andraina: I Vola, page 114]
2Tamin' ny marainan' ny andro fahenina aho vao niditra fitsarana. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 162]
3Be ny malahelo tsy mahatakatra fahenina, fa tapa-pahenina no takany, fahatelom-pahenina no takany. [Rahajarizafy: Kabary]
Quotes 

Entry fahenina (enina)
Part of speech noun
Explanations in French six brasses [Abinal 1888]
Vocabulary 

Updated on 2021/10/13