|
|
|
|

Entry 1  fahefana
Root  2 efa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fahazoana manao zavatra: Tsy manampahefana hitsara ahy ianao
5 Hery ananana: Loza ny fahefan' ny vola
6 Fahazoana mandidy: Ny fahefan' ny ray
7 Fanjakana, fifehezana: Nisy fotoana nampaneken' ny firenena vitsivitsy ny antsasak' izao tontolo izao teo ambany fahefany [1.1]
Explanations in English  8 power, authority; [1.7]
Explanations in French  9 puissance, autorité [1.8]
Examples  10  Feno fahefana sy fahavitrihana indray ny feony. [2.470#153]
11  Io no nankasitrahin' ireo nandray ny fahefana teto. [2.472#254]
Morphology 
12  Simple :
13  Prefixed :
Combinations  14  6 expressions, toponymes, etc... with that word

Updated on 2026/02/26