Entry dimy
Part of speech adjective
Malagasy definition Efatra ampiana iray: Dimy ny rantsan' ny tanana anila [Rajemisa 1985]
English definition [Found in numerous Mal. Arch. And Polyn. languages as lima and rima]
¶  [Provincial] limy is used in the provinces [Richardson 1885]
 five [, Hallanger 1973]
French definition cinq [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974]
International definition 5 [3.1]
Vocabulary 
Scientific name 5
Derivations 
Synonyms limy
Compound words, titles, names 
Tables and plates The Numbers
Addition
Multiplication
Examples 
1Hitany tao koa i Katy sy ny vadiny ary ny zanany dimy mianadahy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 185]
2Voalaza anefa fa afaka efatra na dimy volana vao hiverina io sambo io, ka voatery nikaro-kevitra tamin' ny sambo hafa aho. [Andriamalala: Ranomasina, page 55]
Quotes 
Articles 
Toponymy Place names having the word dimy (1): Ambatolahidimy

2019/08/17