Entry | 1 indimy |
Root | 2 dimy |
Part of speech | 3 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza fiverenan-javatra inefatra miampy indray mandeha. [1.1] |
Explanations in English |
5 five times [1.2] |
Explanations in French |
6 cinq fois [1.3] |
Examples |
7 Indimy no nandefa tafika nampanaiky azy Ranavalona I, kanefa samy niala maina daholo.
[2.508#232]
8 fa efa indimy mbany izao, no nifirinaina amy ny aretina mafy izay nahazo any Botovao. [2.59#225] |
Derivatives |
|
Updated on 2025/09/19 |
![]() |