Entry hadimiana (dimy)
Part of speech noun
Malagasy definition Halavam-potoana dimy andro: Avy foana ny orana nandritra ny hadimiana [Rajemisa 1985]
English translation five days [Richardson 1885]
French translation cinq jours [Abinal 1888]
Vocabulary 
Examples 
1Rehefa nandeha hefarana na hadimiana izy dia tonga [Rabary: Daty]
2Mitsilotsilo be ihany ny volombavan' Ingahy izatsy, tsy niharatra hadimiana. [Rakotonandrasana: Tantsaha]

Entry hadimiana (dimy)
Part of speech adjective
Malagasy definition Enti-milaza fe-potoana dimy andro: Tany an-tsaha hadimiana i dada [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31