|
|
|
|

Entry 1  ampahadimy
Root  2 dimy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 [ampahadimy] Ampahany amin' ny zavatra nozaraina dimy: Omeo azy ny telo ampahadimin' io mofomamy io [1.1#65]
Explanations in English  5 [ampahadiminy] the fifth part, one fifth [1.2#118]
Explanations in French  6 [ampahadiminy] un cinquième [1.3#104]
Examples  7  Ary rehefa misy vokatra, dia haterinareo ho an' i Farao ny ampahadiminy; [2.996#01.047.024]
8  nisy anaram-bola toa vao no-foronina, dia ny iraimbilanja, ampahadimin' ny ariary [2.436#59]
9  Koa dia tonga tao Andranovelona Ramboasalama, nihaona tamin'ny Zafinandriamamilaza, nandray an'i Marovatana ampahadiminy, sy ny tanin'ny Zafinandriamamilaza. [2.508#376]
Morphology 
10  Simple :
Vocabulary  11  Mathematics: arithmetic
Analogs  12  ampahafito, 13  ampahafolo, 14  ampahasivy, 15  ampahatelo, 16  ampahavalo, 17  ampahazato, 18  ampahefatra, 19  ampahenina, 20  fahadimy
Combinations  21 ampahadimy amby ny folony

Updated on 2026/02/26