Entry soavaly
Part of speech noun
Malagasy definition Biby lehibe tsara bika ampiasaina hatao fitaingina na mpitarika kalesy [Rajemisa 1985]
English translation a horse [Hallanger 1973]
French translation cheval [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Origin French: cheval.
Examples Nanaiky azy fatratra ilay soavaly tokana atahorany isan' andro vaky. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 163]
Quotes 
Articles 

Updated on 2020/07/31