| Entry | 1 bolitika |
| Root | 2 bitika |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Jereo bilitika
[1.1] |
| Explanations in English |
5 small, minute, extremely little. See bilitika, biritika, boritika, kitika
[1.2] |
| Examples |
6 Ity farihinareo ity dia sombiny kely bolitika, fa any ambony any dia tany maina makadiry
[1.251]
7 Nony ampitso dia tonga 6 ny mpianatra, vetivety foana dia tonga 16, ka feno hatreny am-baravarana ilay Sekoly, fa efitrano kely bolitika. [2.649] |
| Updated on 2025/12/08 |
|