Entry kitika
Part of speech noun
Malagasy definition Fanohinana kely. [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry kitika
Part of speech adjective
Malagasy definition Kely bitika, madinika tokoa [Rajemisa 1985]
English definition thin; frayed; tiny [Hallanger 1973]
French definition très petit, très menu, un atome [Abinal 1888]
 mince; râpé; minuscule [Hallanger 1974]
Examples Ny tena hatina dia avy amin' ny bibikely kitika mitarehin-drere, ka manana tongotra valo. [Randzavola: Baiboly, page 34]

Entry kitika
Part of speech noun
Malagasy definition Fanibokiboana mba hampihomehy; fikasihana faritra amin' ny tenan' ny olombelona mahatonga azy hihomehy; kibokibo [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms kitikitika

2017/04/25