Entry bilitika (bitika)
Part of speech adjective
Malagasy definition Kely dia kely, madinika erỳ, pitiny: Kely bilitika ny anjara mofomamy azon' Isambilo fa tsy nisy indraim-bava akory
Mitovy hevitra: bilitsika ~ biritika ~ biritsika ~ bititika ~ bolitika ~ boritika ~ boritsika [Rajemisa 1985]
English definition same as bitika [Richardson 1885]

2013/01/13