|
|
|
|

Entry1  bedibedy
Root  2 bedy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Rediredy: Tsy tohako ny bedibedin' itỳ marary eto anilako itỳ
5 Fimenomenonana miverimberina, teny misesisesy sy lavareny: Tsy misy farany ny bedibedin' Ingahy mpampiasa
6 Anatra na faniniana mazàna lavareny: Tsy body alina intsony aho fa tsy laitrako ny bedin' i Neny
7 Tenenina, tezerana: Ho bedin' ny mpampianatraaho fa tsy nahavita ny entimody [1.1]
Explanations in English  8 tattle, loquacity, idle talk, chichat. [Onomatopoetic; comp. Gr. Battologien; Hbe. Bata; Eng. Babble.] [1.2]
9 prattling, idle talk; a scolding [1.7]
Explanations in French  10 paroles oiseuses ; action de gronder [1.8]
Examples  11  Efa tapitra va izay ny bedibedy foana? [2.996]
12  Fa mihoatra noho izany, ny ankabeazan' ny toriteny reko tamin' izany dia tori-teny hatsikana, bedibedy foana. [2.285]
13  Tsy nataon-dRamanambeloma taminy intsony ireo ompa variraraka sy bedibedy fandreny sy mampihorona ny hodi-dihany. [2.470]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Synonyms  27 bedy

Updated on 2025/11/13