| Entry | 1 bedy |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Rediredy: Tsy tohako ny bedibedin' itỳ marary eto anilako itỳ
4 Fimenomenonana miverimberina, teny misesisesy sy lavareny: Tsy misy farany ny bedibedin' Ingahy mpampiasa 5 Anatra na faniniana mazàna lavareny: Tsy hody alina intsony aho fa tsy laitrako ny bedin' i Neny 6 Tenenina, tezerana: Ho bedin' ny mpampianatra aho fa tsy nahavita ny entimody [1.1] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 21 bedibedy |
| Updated on 2025/09/19 |
|