| Entry | 1 bedibedesina |
| Root | 2 bedibedy |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Anarina, tenenina aman-tsinina lavareny tsy an-kiato: Bedibedesin' Ineny foana Ikoto zanak' Inenitoa ka farany nandositra tsy tamana [1.1] |
| Explanations in English |
5 to be talked to incessantly, to be tattled to. [1.2] |
| Explanations in French |
6 qu'on gronde à tort et à travers: Aza bedibedesinao toy izany ny zanakao (Ne grondez pas ainsi votre enfant sans rime ni raison) [1.3#78] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 11 bedibedena |
| Updated on 2025/09/12 |
|