|
|
|
|

Entry1  fibedibedena
Root  2 bedibedy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fimenomenonana miverimberina
5 Fananarana na faniniana lavareny tsy an-kiato
6 Firediredena, fitenitenenam-poana tsy misy heviny [1.1]
Explanations in French  7 L'action de parler ou gronder à tort et à travers [1.3]
Examples  8  Fa halaviro ny fibedibedena foana; [2.996]
Synonyms  9 fibedibedesana

Updated on 2025/09/12