| Entry | 1 fibedibedesana |
| Root | 2 bedibedy |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fimenomenonana miverimberina
5 Fananarana na faniniana lavareny tsy an-kiato 6 Firediredena, fitenitenenam-poana tsy misy heviny [1.1] |
| Explanations in French |
7 L'action de parler ou gronder à tort et à travers
[1.3] |
| Synonyms | 8 fibedibedena |
| Updated on 2025/09/12 |
|