|
|
|
|

Entry1  bambandranomasina
Elementary words  2 bambana, 3 rano, 4 masina
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6 ranomasina midadasika mandrakotra faritra lehibe amin' ny velaran' ny bolantany [1.62]
Vocabulary  7  Geography: (in general)
Synonyms  8 bambandrano, bambandranobe

Updated on 2025/10/11