| Entry | 1 bambandrano |
| Elementary words | 2 bambana, 3 rano |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 ranomasina midadasika mandrakotra faritra lehibe amin' ny velaran' ny bolantany [1.62] |
| Vocabulary | 6 Geography: (in general) |
| Synonyms | 7 bambandranobe, bambandranomasina, oseana |
| Updated on 2025/10/11 |
|