| Entry (1/2) | 1 bambana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 toerana ranoiray sady tsy hita fara: Ny sambo dia mivoaka avy amin' ny seranana ka miditra amin' ny bambana [1.10#B.46] 4 toerana midadasika tsy hita faritra; faritra tsy taka-drefy [1.62] |
| Explanations in English |
5 a boundless space [Provincial]
[1.2] |
| Examples |
6 Vao mitazana eo an-davarangana ianao dia bambana tsy taka-maso no indro tazanao
[1.62]
|
| All compound words | 7 6 combinations of this word |
| Entry (2/2) | 8 bambaña |
| Part of speech | 9 adjective |
| Explanations in Malagasy |
10 adaladala [Tambahoaka]
[1.78] |
| Anagrams | 11 bambana, bambaña |
| Updated on 2025/10/18 |
|