| Entry | 1 oseana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Velarandranomasimbe mandrakotra ny telo ampahefatry ny tany ary mampisaraka ireo tanibe; nozaraina ho faritra dimy:
4
5 6 7 8 9 |
| Examples |
11 Ny Japoney, izay niandany tamin' ny Alemana, dia nandroso fatratra amin' ny oseana Pasifika sy Indiana, ary nitohy niantsinanana sy nianatsimo foana.
[2.472]
|
| Vocabulary | 12 Geography: (in general) |
| Synonyms | 13 bambandrano |
| Anagrams | 14 oseana, 15 soa añe |
| Updated on 2025/11/17 |
|