Entry babaka
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Betsimisaraka] vakim-boatavo fantsakan-drano atao fihinanan'ny alika [Rakotosaona 1972]
English definition   [Sakalava] the pumpkin. Cucurbita Pepo, L. Same as tavo, voatavohova, and voatavo [Richardson 1885]
French definition   [Tankarana] courge [David 1952 (takila B)]
Vocabulary  
Scientific name   Cucurbita pepo
Synonyms   tavo ~ voatavo ~ voatavohova

Entry babaka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Enti-milaza fitobahan-drano, figororoanana, fandriahana [Rajemisa 1985]
French definition   Effusion, écoulement abondant [Abinal 1888]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry babaka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Enti-milaza resaka feno menomenona, teny mitaraindraina (iaraha-mahalala fa betsaka amin' ny teny verindroa no mitovy amin' ilay teny tsotra niaviany misy ka na tra ihany, toy ny hoe miredaredasy miredaka; toraka izany koa, ny babaka, mibabaka dia iray ihany amin' ny teny ery ambony babababa, mibabababa): Nibabaha Rakoto fa lasan' ny mpangarom-paosy ny volany roanjato [Rajemisa 1985]

Entry babaka
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] akora [Rakotosaona 1972]
French definition   [Tankarana] parure [David 1952 (takila B)]

Entry babaka
Part of speech   noun
English definition   prov. For bebaka. [Richardson 1885]

2017/03/10