Entry avy
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   [Bara] tonga [Rakotosaona 1972]
   Manatona, mandroso ho eo amin' ny tena, tamy: Mitondrà elo fa sao avy ny orana [Rajemisa 1985]
English definition   to come [Hallanger 1973]
French definition   venant, qui vient, arrivant, qui arrive, qui descend de, qui est envoyé par, qui est tiré de, extrait de, qui provient de, qui est originaire de [Abinal 1888]
   arriver, venir [Hallanger 1974]
Examples  
1Aiza avy ny naman' ialahy? [Andraina: I Vola, page 122]
2Fa ikalakely ity kosa avy taiza? [Andriamalala: Zazavavindrano, page 122]
Derivations  
Morphology  
avy
avia
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry avy
Part of speech   Unspecified
Malagasy definition   niavian' ny manavy, fanaviana [Rajemisa 1985]
Derivations  

Entry avy
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Koa: Izany avy ka mahatezitra anao [Rajemisa 1985]
Compound words, titles, names  

Entry avy
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Rehetra ary tsirairay: Nomeko paiso dimy avy ny mpianatra; izany hoe ny mpianatra rehetra dia nomeko paiso dimy tsirairay; matetika no ialohan' ny teny hoe "samy" ny matoanteny: Samy nandray ariary zato avy izahay tala lahy [Rajemisa 1985]

Entry avy
Part of speech   noun
French definition   [Betsileo] (de avy : caprice) Ipomoea wightii (Wall.) Choisy (Convolvulaceae). Jolie plante, mais qui pousse à sa fantaisie. [Boiteau: Végétaux]
Vocabulary  
Scientific name   Ipomoea wightii

Updated on 2017/12/07