Entry manavy (avy)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Marary ka mafana ny tena (ny anton' ny fitomboan' ny hafanana dia ny fisian' ny zavatra na mikraoby na poizina ateraky ny zava-pihinana efa simba na fanafody sasany tafiditra any amin' ny tena, tonga any amin' ny ra ka manapoizina azy) [Rajemisa 1985]
Explanations in English To be ill with fever. So called perhaps because of its intermittent character. [Richardson 1885]
 slightly ill [Hallanger 1973]
Explanations in French être un peu malade, qui a de la fièvre [Hallanger 1974]
Vocabulary 

Entry mañavy
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] tezitra [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] tezitra, misafoaka, mihetsika: Mañavy koa ny ôlane (añavian'ny andro tsarane) [Rakotosaona 1975]
Vocabulary 

Entry manavy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy anarana ilazana an-kapobeny ireo biby mampinono, lavalava vatana toy ny totozy, nefa mitarehim-borona manana elatra (iray tarika: manavibe, manavikely, fanihy ) [Rajemisa 1985]
  [Tambahoaka] ramanavy [Rakotosaona 1975]
Explanations in English a small bat [Hallanger 1973]
Explanations in French chauve-souris [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974]
Vocabulary 
Synonyms ramanavy
Analogues  fanihy
Quotes 
Articles 

Updated on 2020/07/31