Entry fanaviana (avy)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fisondrotan' ny hafanan' ny tena, izay matetika miaraka amin' ny aretina iray izay manindry ny tena: misy fanaviana raha voan' ny tazo na sery mahery, sns... [Rajemisa 1985]
English translation   fever, a slight illness [Hallanger 1973]
French translation   fièvre bénigne [Hallanger 1974]
Vocabulary  

Updated on 2009/02/23