Entry aviavy
Part of speech   noun
Malagasy definition   Karazan-kazo lehibe iray tarika amin' ny amontana, fahita amin' ny vohitra nonenan' ny andriana fahizay na ny tompomenakely; mangidy fa mamy fara ny tsiron' ny aviavy. Azo ampiasaina ho fanafody fampandrehofana koa ny voan' ny aviavy (Ficus trichopoda) [Rajemisa 1985]
English definition   a tree, the white juice of which affords a kind of bird-lime. Ficus sp. [Richardson 1885]
   the fig tree; its fruit [Hallanger 1973]
French definition   figuier; figue [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Scientific name   Ficus trichopoda
Quotes  
Articles  
Analogy   amontana
Illustrations  

Entry aviavy (avy)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Tonga amin-katezerana, tezitra fenofeno erỳ [Rajemisa 1985]

Updated on 2017/06/29