Entry asaha
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka, Sihanaka, Tambahoaka] ompa [Rakotosaona 1975]
 Ompa, fanompana, ozona, fanirian-dratsy hihatra amin' ny sasany
Mitovy hevitra: fanasahana ~ fanompana ~ fanozonana ~ fisahatoana ~ fisarikoana ~ ompa ~ ozona ~ sahato ~ sariko [Rajemisa 1985]
Explanations in English swearing, cursing, abusive language. See aniana, ngoso, ozona, sahato. [Richardson 1885]
Explanations in French impr├ęcations, mal├ędictions [Abinal 1888]
Derivations 
Examples Ny asaha am-baiahana, dia mikasika filahiana avokoa [Ndemahasoa: Antakay]

Updated on 2021/02/13