| Entry | 1 fanozonana |
| Root | 2 ozona |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Faniriana ratsy ny hafa, fanompana.
[1.1] |
| Explanations in French |
5 La malédiction, l’imprécation.
[1.3#475] |
| Examples |
6 Ny vava iray ihany no ivoahan' ny fisaorana sy ny fanozonana.
[2.996#]
7 Ny ankamaroan' ny teny fanozonana dia mampiasa ny teny hoe: tsy mba, aza, tsy, sandra, izay manana hevitra mitovy saingy tsy miasa raha tsy amin' ny firariana zavatra ratsy ihany. [1.519#] |
| Updated on 2025/09/12 |
|