| Entry | 1 ngoso |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fianianana mafy enti-milaza fa ho voaozona hiray amin' ny olom-pady raha toa ka tsy marina izay lazaina.
[1.1] |
| Explanations in English |
4 an oath; swearing by..
[1.2] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 13 ngoso, 14 songo |
| Updated on 2025/09/19 |
|