Entry ompa
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ozona, faniriana ratsy ho an' olona
¶ Teny ratsy atao amin' olona [full text in Rajemisa 1985]
English translation   opprobrious language desiring evil to another, abuse, reproach. [mal. Sumpah, and swa. Uapo, an oath.] comp. latsa. [Richardson 1885]
   abusive or foul language [Hallanger 1973]
French translation   mot grossier, propos orduriers ; malédiction [Hallanger 1974]
Examples  
1Indraindray aza ovany sy arahiny ompa ratsy ny anarany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 151]
2Aza mamaly ratsy ny ratsy, na mamaly ompa ny ompa, fa aleo aza misaotra; [Baiboly: 67:003:009/Piera I 3:9..]
Derivations  
Synonyms   ozona

Updated on 2013/10/10