Entry manasaka (sasaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mizara roa mitovy tsara: Tsy haiko ny manasaka ity voatavo ity
¶ Eo am-povoany tsara: Manasaka tsara ny tanàna ny tsena [Rajemisa 1985]
French definition partager en deux parties égales; être au milieu d'un objet, comme un point. Tsy mahay manasaka mananasy ity ilay adala ity: cet imbécile ne sait pas partager un ananas en deux parties égales. Manasaka tsara ny latabatra io fitsipika io: cette ligne est juste au milieu de la table [Abinal 1888]
Morphology 
manasaka
nanasaka
hanasaka
manasaha

Entry mañasaka (asaha)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Tambahoaka] manompa [Rakotosaona 1972]

2010/05/05