|
|
|
|

Entry (1/3)1  fanompana
Root  2 ompa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanozonana, faniriana ratsy ho an' olona: Tsy raharahako izay fanomponao; tsy hahavoa ahy izany.
5 Fanalikalikana, fanaovana vava ratsy: Tsy lefitro izany fanompanao izany ka hitory aho. [1.1]

Entry (2/3)6  fanompana
Root  7 ompana
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9 Fomba entina manompana, izany hoe mampiraikitra, mampiankina. [1.1]

Entry (3/3)10  fanompàna
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12 sinibe. [Sihanaka] [1.78]

Anagrams  13 fanampona, 14 fanompàna, fanompana, 15 mpanofana

Updated on 2025/11/12