|
|
|
|

Entry1  arahaba tsy maty fo aman-aina
Elementary words  2 arahaba, 3 tsy, 4 maty, 5 fo, 6 amana, 7 aina
Part of speech  8  locution
Explanations in Malagasy  9 teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy saika niharan-doza ka voavonjy soa aman-tsara [1.1]
Explanations in English  10 a salutation to those returned from the war, or a journey. [1.2]
Vocabulary  11  Forms of Address

Updated on 2025/09/12