|
|
|
|

Entry1  anikeo
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3 isan' ireo teny miforona avy amin' ny hoe any milaza fotoana izy ity, toy ny hoe: aninaraina, aninantoandro, anitontolo, ets. Mompera Callet mihevitra azy ho fanakambanana teny telo hoe any-ka-eo. Misy manoratra azy hoe anikeheo, nefa tsy hita izay mahamarina izany. [1.10]
[anikeHEo] 4 Mpamaritra matoanteny enti-milaza fotoana vao haingana ao anatin' ny andro iresahana ihany. [1.1]
[anikeHEo] 5 anondroana ny fotoana vao haingana, mialoha ny itenenana; tamin' ny fotoana vao lasa teo. [1.62]
Explanations in English  6 used in speaking of some part of the past day. [1.2]
7 just now, a short time ago. [1.7]
Explanations in French  [anikeHEo] 8 dans la partie écoulée du jour présent, il n'y a qu'un instant. [1.3]
9 tout à l'heure (temps passé). [1.8]
10 tout à l'heure (dans la partie écoulée du temps présent). [1.5]
Examples  11  tonga anikeheo i dadatoanay [1.1]
12  Nodimandry aninkeheo maraina! [2.529]
13  nandalo teto izy aninkeheo fa tsy nahandry anao [1.62]
14  Sahala amin' ny tsy nisy ilay horakoraka aninkeo. [2.4]
15  Toky no omeko anareo, tsy hisy tabataba intsony, toy ny anikeo maraina. [2.270#]
Other spellings  16 aninkeheo, aninkeo
Analogs  17  aninaraina

Updated on 2025/11/11