Entry | 1 aninkeheo |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 jereo anikeo [0] |
Examples |
4 Maty masoandro aninkeheo no nandaozanay an' i Maroantsetra hianavaratra.
[2.471#]
5 nilamina loatra" ny saiko aninkeheo azon' ny sigara, ka natory tsy satry aho. [2.285#] 6 Ary nanjary orana nahavonto lamba ilay erika aninkeheo, ka nahatsiaro nangatsiaka Zaka. [2.5#] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |