| Entry (1/4) | 1 angatra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Tsy fanaovana araka ny rariny fa manome tombony na hitsiny ny hafa tsy tokony homena, na tsy manome izay tokony homena; fizarana tsy marina; fitanilana ka misy tombo sy hala, misy omena be misy omena kely. (Tsy fampiasa amin' izao fa miaraka amin' ny tsy mandrakariva: Tsy angatra fa mahay kosa aloha ny zana-dRasoa e!)
[1.1] |
| Explanations in English |
4 partiality
[1.2, 1.7] 5 unfair dealing, unfair judgement 6 also false praise, flattery. [1.2] 7 unfairness [1.7] |
| Explanations in French |
8 partialité, préférences
[1.8] |
| Derivatives |
|
| Combinations | 14 5 expressions, toponymes, etc... with that word |
| Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
| Entry (2/4) | 16 angatra |
| Part of speech | 17 noun |
| Explanations in Malagasy |
18 [Betsimisaraka] lolo, avelo, fanahy
[1.78] 19 [Tanala] matoatoa na lolo [1.78] 20 Fisehoan' ny fanahin' ny olona maty -- na biby koa aza -- izay mihelohelo manodidina ny velona ary mety ho hitan' ny velona mihitsy aza, indrindra amin' ny tarehin' ny afo [1.1] 21 [Merina] ambiroa [2.165] |
| Explanations in English |
22 spirit, ghost, demon.
[1.2] 23 a ghost [1.7] |
| Explanations in French |
24 fantôme
[1.8] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 27 Beliefs |
| Analogs | 28 lolo, 29 matoatoa |
| Combinations | 30 5 expressions, toponymes, etc... with that word |
| Proverbs | 31 Proverbs containing that word |
| Quotes | 32 Texts mentioning that word |
| Entry (3/4) | 33 angatra |
| Part of speech | 34 noun |
| Explanations in Malagasy |
35 Aretin' ny fantson' ny lalandrano amin' ny tenan' ny olombelona, izay vokatry ny mikraoba iray azo avy amin' ny fahalotoam-pitondran-tena
[1.1] 36 karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [1.13] |
| Explanations in English |
37 gonorrhea, dyschuria; occasional pain in micturation.
[1.2] 38 gonorrhea [1.7] |
| Explanations in French |
39 blennorragie
[1.8, 1.54, 1.13] |
| Vocabulary | 40 Health |
| Analogs | 41 akohofotsy, 42 ambaniana, 43 famehy, 44 farasisa, 45 fiandry, 46 fifia, 47 vania |
| Combinations | 48 4 expressions, toponymes, etc... with that word |
| Entry (4/4) | 49 angatra |
| Part of speech | 50 adjective |
| Explanations in Malagasy |
51 [Taimoro] maivana
[1.78] |
| Anagrams | angatra, 52 atranga |
| Updated on 2026/03/07 |
|