|
|
|
|

Entry (1/3)1  vania
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 voa, valahana. [Bara] [1.78]
4 valahana, andilana, lanivoa: Tambalañana a-moja paike am-bania (poketra an-tehezana afovato am-balahana). [Tanala] [1.78]
5 taola-maoja. [1.13]
Explanations in French  6 bassin. [1.13]
Vocabulary  7  Biology
Synonyms  8 vaniaña

Entry (2/3)9  vania
Part of speech  10  adjective
Explanations in Malagasy  11 lava volo, tsy voaasa. [Tambahoaka] [1.78]

Entry (3/3)12  vania
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14 vaniana, valahana, angatra (aretina). [Tambahoaka] [1.78]
15 aretim-bania, aretina mahazo ny ankasarotana. [Taisaka] [1.78]
16 kolahy, aretim-balahana, voan-kena. [Bara] [1.78]
17 blennorrhagie. [Bara] [1.78]
Vocabulary  18  Health
Analogs  19  akohofotsy, 20  ambaniana, 21  angatra, 22  famehy, 23  farasisa, 24  fiandry, 25  fifia

Anagrams  26 anavy, 27 añ' iva, 28 avany, 29 avina, 30 ivana, 31 vania

Updated on 2025/11/11