Entry iangarana (angatra)
Part of speech   relative verb
Malagasy definition   Itanilana ka omena tombony mihoatra noho ny hafa tsy araka ny rariny: Tsy tokony hisy hiangarana ny olom-pehezina fa izay asa vitany ihany no hamerana ny tombontsoa homena azy [Rajemisa 1985]
English translation   to be discriminated against [Hallanger 1973]
French translation   qui est victime de discrimination, contre qui on fait des partialités [Hallanger 1974]
Morphology  
iangarana
iangarako
iangaranao
iangarany
iangarantsika
iangaranay
iangaranareo
iangaran'
iangaran-
iangaram-
iangara-
niangarana
niangarako
niangaranao
niangarany
niangarantsika
niangaranay
niangaranareo
niangaran'
niangaran-
niangaram-
niangara-
hiangarana
hiangarako
hiangaranao
hiangarany
hiangarantsika
hiangaranay
hiangaranareo
hiangaran'
hiangaran-
hiangaram-
hiangara-
iangaro
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2010/05/31