Entry | 1 akohofotsy |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 akoho, fotsy |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] angamaty (aretina) [Taifasy]
5 [1.78] farasisa [Taimoro] 6 [1.78] aretindratsy [Tambahoaka] 7 [1.78] aretina mpahazo ny lehilahy na vehivavy (angatra) [Betsimisaraka] 8 [1.78] aretina amin'ny mahavehivavy na amin'ny filahiana - angatra (aretina) [Tanala] 9 [1.13] karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy |
Explanations in French |
10 [1.78, 1.13] blennorragie |
All compound words |
|
Vocabulary | 13 Health |
Analogs | 14 ambaniana, angatra, famehy, farasisa, fiandry, fifia, vania |
Anagrams | 15 akohofotsy, 16 akotso fohy |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |