Entry ana
Part of speech adjective
Malagasy definition tsy afaka miaina tsara noho ny hasemporana niakatra fiakarana na nihazakazaka mafy: Ana aho vao nahafaka ny rihana efatra mankatỳ aminareo [Rajemisa 1985]
English definition faint, exhausted, from hunger, cold, or toil; embarrassed. [Richardson 1885]

Entry ana
Part of speech preposition [full list]
Malagasy definition Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra izay ao anaty antokon' olona malalaka: Ana Malagasy itỳ trano itỳ fa Vazaha no mipetraka ao [Rajemisa 1985]
English definition comme an (any); avec régime indéterminé, sans article: An'iza ireo kotra ireo ? -- Ana miaramila nandalo teto (À qui sont ses gibernes ? -- À des soldats qui ont passé par là) [Richardson 1885]

Entry ana
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sihanaka] vary [Rakotosaona 1972]
Vocabulary 

Entry ana
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Taimoro] miantsoroka [Rakotosaona 1972]
Synonyms miana

Entry anà
Part of speech pronoun [full list]
Malagasy definition  [Betsimisaraka] anao [Rakotosaona 1972]
Tables and plates all the pronouns

Entry ~ana
Part of speech suffix [Words with ~ana]

Entry a~na
Part of speech circumfix [Words with a~na]

Entry Anà
Part of speech name (biblical) [full list]
English definition Anah [Baiboly]
French definition Ana [Baiboly]
Vocabulary 
Quotes 

2019/08/17