|
|
|
|

Entry1  manampy
Root  2 ampy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mampitombo, manao bebe kokoa: Manampy sira ny laoka / Hanampy ny karamanao aho fa mahafapo ny asanao
5 Mampitambatra ny herin' ny tena amin' ny an' ny hafa mba hahamoramora kokoa ny asany: Iza no nanampy anao tamin' io asa io
6 Manome famonjena na hery: Manampy ny tsy manana io ramatoa io [1.1]
Explanations in English  7 to add to; to help [1.2, 1.7]
8 to make larger or greater in size or number; to assist, to give assistance to. [1.2]
Explanations in French  9 ajouter [1.8, 1.13]
10 ajouter à; aider [1.8]
11 additionner [1.13]
Examples  12  manampy izany any aoriana. [2.4#]
13  Ireto no boky manampy ny mpanoratra. [2.296#]
14  manampy izany ny fampitoviana torosy [2.366#]
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
18  Imperative :
All compound words  19 manampy trotraka
Proverbs  20  Proverbs containing that word

Anagrams  21 manampy, 22 mañimpa, 23 mpamany, 24 mpanamy, 25 mpanima, 26 mpinama

Updated on 2025/11/13