Entry fanampiana (ampy)
Part of speech noun
Malagasy definition Vonjy, famonjena
¶ Vola omena olona, izay tsy azo atao hoe karama satria tsy vidin' ny asa ataony, fa entina manohana azy fotsiny amin' ny fivelomany [Rajemisa 1985]
English definition help [Hallanger 1973]
French definition aide, secours [Hallanger 1974]
French definition aide [SLP 1986]

2009/09/09