| Entry | 1 anampy |
| Root | 2 ampy |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza izay atao fanampiny amin' ny zavatra iray: Intỳ misy vola kely hanampy ny vatsinao [1.1] |
| Explanations in English |
5 Used of something added to something else [1.2] |
| Explanations in French |
6 qu'on ajoute [1.3] |
| Examples |
7 Ny mifosa azy amy ny lafy efatra anampy azy avy.
[2.69#]
8 moa mbola misy azonao anampy momba ny Tsodrano aloha? [2.245#] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 13 ampany, 14 ampiña, ampi~na, ampina, 15 anampy, 16 manapy, 17 mpania, 18 pamany, 19 pinama |
| Updated on 2025/10/18 |
|